Entrée | 1 levonina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 levona |
Explications en malgache |
4 [1.1] Atao fongana, tsy misy: Azon' Andriamanitra levonina izao tontolo izao Simbana: Nolevonin' Ikoto ny kilalaon-janako Bavana, fongorana, aringana, arfpaka: Nolevonin' ny mpangalatra ny fananan-dRainizafy ato atsimo Ampanjarina ho fofona, ho etona, ho ranony: Levonin' ny masoandro ny zavona ~ Levony ao anaty rano ny siramamy Ampanjarina ho zavatra mahavelona ny tena: Sakafo saro-devonina ny henan-gisa |
Explications en anglais |
5 [1.7] to be consumed; to be utterly destroyed; to be dissolved; to be digested |
Explications en français |
6 [1.8] qu'on anéanti; qui est dissout; qui est digéré |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Anagrammes | 13 levonina, 14 vinelona |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |