|
|
|
|

Teny iditra1 liet
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3manamboninahitra amin' ny foloalindahy an-tanety sy ana habakabaka, ambonin' ny solietnà ary ambanin' ny kapiteny, mitovy fahamboniana amin' ny enseigne de vais-seau kilasy voalohany amin' ny tafika an-dranomasina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a lieutenant. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5lieutenant. [1.8]
Ohatra  6 Ny ampitson' ny nipoahan‘ny ady dia voaantso teny amin' ny biraon' ny lehiben' ny distrika Rabruny, fa lietna izy. [2.356#]
Voambolana  7 Miaramila
Kamban-teny rehetra  8lietna-kolonely

Fivaditsoratra  9 antely, 10 lietnà, 11 telina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08