|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 lingilingy
Fototeny  2lingy
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Teronterona; toetran' izay eo amin' ny toerana avo erỳ an-tendrony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 état de ce qui est élevé, élancé dans les airs [1.3]
Ohatra  6 Ikalamara tia lingilingy no tsy mety raha tsy mananika amin' ny tohatra. [2.470]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)11 lingilingy
Sokajin-teny  12 mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  13 very high, lofty [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19