|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  lo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Simba sy milotaka: Voankazo lo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 rotten, spoiled. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 pourri, gâté. [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Mpanahaka  15  boboka, 16  drodroka
Kamban-teny rehetra  17  Fikambanana 9 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)18  lo
Sokajin-teny  19  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  20 takona. [Tambahoaka] [1.78]

Teny iditra (3/3)21  lo
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny malagasy  23 trosa. [Taisaka] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09