Entrée (1/2) | 1 madiva |
Partie du discours | 2 adjectif |
Radical | 3 diva |
Explications en français |
4 [1.3] qui est sur le point de |
Exemples |
5 [2.69] fa ny tambitamby efa lany, ary ny fitia efa madiva.
|
Morphologie |
|
Analogues | 9 antomotra |
Entrée (2/2) | 10 madiva |
Partie du discours | 11 adverbe [Liste complète] |
Radical | 12 diva |
Explications en malgache |
13 [1.1] Efaho, kely sisa dia... tsy ho ela intsony dia...: Madiva hilentika ny masoandro. |
Explications en anglais |
14 [1.7] almost, on the verge of |
Explications en français |
15 [1.3, 1.8] presque 16 [1.3] bientôt, prochainement 17 [1.8] sur le point de |
Exemples |
18 [2.270] madiva hiakatra any Antananarivo izahay!
19 [2.643] Efa madiva hitataovovonana ny andro vao tena voaomana ny diako. |
Dérivés |
|
Analogues | 21 tamy |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |