|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mafimafy
Fototeny  2mafy
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 [1.1]
Ohatra  5 mafimafy izy izany, hoy Izanany; [2.332]
6 Manao mafimafy loha io Ramitraho io! [2.528]
7 Tamin' izay no mba nisy ady mafimafy. [2.508]
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)9 mafimafy
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny frantsay  11 (duplicatif de mafy : dur, donc qui est relativement dur, sous-entendu pour un bois blanc). Nom donné à plusieurs dombeya (Malvaceae), notamment :
Dombeya mafimafy Arènes (Malvaceae) (Service Forestier 3342). [Tsimihety]
Dombeya subviscosa Hochr. (Malvaceae) (Service Forestier 15081). [Sakalava]
Ils fournissent, outre leur bois, des fibres réputées pour leur solidité. [1.196]
Voambolana  12 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  13 fafimamy, 14 mafimafy, 15 mifamafy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02