| Entrée | 1 mafina | 
| Radical | 2 mafy | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Atao mafimafy kokoa, izany hoe afaka hahatohitra tsaratsara kokoa izay herin-javatra mety hihatra aminy na hanan-kery kokoa: Mafiso ny fefiloha [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Synonymes | 9 hamafina, hamafisina | 
| Anagrammes | 10 famany, 11 fanamy, fañamy, 12 fanima, 13 finama, 14 mafina, 15 manafy, 16 manifa, 17 mifaña, mifana~, mifanà, mifana | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |