| Entrée | 1 mahamahimahina |
| Radical | 2 mahimahina |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Exemples |
4 Tsy mitsahatra manenjika moa ny ratsy vita ka izany no mahamahimahina azy, nefa.
[2.895]
5 Fatratra io vehivavy io, fa izay rehetra miditra ao amin-dry Rainilijaona dia mahamahimahina azy sy fotopotorany. [2.324] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/07/29 |
|