| Entrée | 1 maharikoriko | 
| Radical | 2 rikoriko | 
| Partie du discours | 3 adjectif | 
| Explications en malgache | 4   Miteraka na mahatonga rikoriko, mahasosotra izaitsizy, mahalotika: Maharikoriko ny loton' itỳ zaza ~ Maharikoriko ahy ny toetran' iny olona tsy valahara iny [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   nauseating [1.7] | 
| Analogues | 6 mahadikidiky, mahaboboka | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |