|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mahasaikatra
Fototeny  2saikatra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manalasala, mahamenatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to cause hesitation, to embarrass [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 faire hésiter, embarrasser [1.8]
Ohatra  7 Koa mahasaikatra sy manavia azy ery izany hoe hiava-kavaka amin' ny be sy ny maro, hamaky sehatra sy hivongana irery: satria toa dia manao ny tena ho inona! [2.296#]
8 Mba ilaina ihany angamba ny milaza, na dia mahasaikatra ahy aza izany, fa nampanahy ahy teo am-piandohana ny tsy raharahako ireo fianarana totovorika rehetra ireo. [2.4#]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :

Teny iditra (2/2)12 mahasaikatra
Fototeny  13saikatra
Sokajin-teny  14 mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  15 embarrassing [1.7]

Fivaditsoratra  16 mahasaikatra, 17 mahasaritaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12