Entrée | 1 mahasendaotra |
Partie du discours | 2 adjectif |
Radical | 3 sendaotra |
Explications en français |
4 [1.3] Faire agir par un premier mouvement, surprendre; faire agir sans réflexion, irriter |
Exemples |
5 [2.346#31] Koa hitantsika amin' izany voalaza izany, fa tsy dia misy lehilahy entin-ditra fotsiny izao akory, ka avy hatrany dia hamono vady tsy misy antony, fa matetika' ny ataon' ny vavy ihany no mahasendaotra ny fo ka amelezan' ny tanana.
|
Morphologie |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |