| Entrée | 1 mahasolo | 
| Radical | 2 solo | 
| Partie du discours | 3 adjectif | 
| Explications en malgache | 4   [1.1] | 
| Explications en français | 5   Qui peut remplacer, compenser [1.3#624] | 
| Exemples | 6   Ny hafanan' ny milina dia mahasolo azy.
[2.117#72] 7 Rehefa lehibe hianao vao tena mahasolo ny ataoko. [2.332#17] 8 Zanakareo ireo ka aoka homentsika azy izay ilainy, sao tsy mahasolo anareo any aoriana any. [2.113#40] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |