Entrée | 1 mahavokatra |
Partie du discours | 2 verbe actif ou adjectif |
Radical | 3 vokatra |
Explications en malgache |
4 [1.1] Afaka hahavokatra: Tany mahavokatra 5 [1.13] lonaka, zina |
Explications en anglais |
6 [1.7] to yield, to bear fruit |
Explications en français |
7 [1.8] porter des fruits, produire 8 [1.13] productif, fertile 9 [1.196] qui peut accroître la production: Mahavokatra ny vary ny zezika (Les engrais accroissent la production du riz) |
Exemples |
10 [2.472#211] Tany mahavokatra ny manodidina ary misy tranomilina fanaovana tapioka ao.
11 [1.357] ny tany sasany dia be rano loatra, na kely rano loatra, ka tsy mahavokatra. |
Morphologie |
|
Antonymes | 15 tsymahavokatra |
Proverbes | 16 Proverbes contenant le mot mahavokatra |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |