|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mahavoky
Fototeny  2 voky
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4 to satisfy with food [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 rassasier; être suffisant pour rassasier [1.8]
Ohatra  6  Katisoa no mahavoky anareo efa-dahy, hoy ilay tompon-trano; [2.499]
7  Izay mahavoky ny kibo ihany ny Andriana, fa tsy mila vola, koa aoka ho Isan' ny mpanomponao. [2.895]
8  Ny fefiloha no mahavoky anareo ambaniandro fa ny rano no entina manetsa ny vary ary ny vary no mahavoky ny ambaniandro. [2.508]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)14  Mahavoky
Singan-teny  15 maha~, 16 voky
Sokajin-teny  17  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  18  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  Mahavoky, mahavoky

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/13