|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mahiratra
Partie du discours  2  adjectif
Radical  3  hiratra
Explications en malgache  4  [1.1] Mahita: Ny jamba sy ny mahiratra
Enti-milaza maso na saina mahita tsara, matsilo: Tsy azo fitahina iny fa olona mahiratra/ Mahira-tsaina
Enti-milaza mizana tsara izay mahita na dia lanjan-javatra faran' izay kely aza: Tsy misy tsy hitan' ny mizana mahiratra
Explications en anglais  5  [1.7] to have one's eyes open; to be able to see
Explications en français  6  [1.8]
Tous les mots composés 

Entrée (2/2)9  mahiratra
Partie du discours  10  verbe actif
Explications en malgache  11  [1.78] mitandrina [Taisaka]

Anagrammes  12 maharitra, 13 mahiratra, 14 miharatra

Mis à jour le 2025/09/12