|
|
|
|

Entrée1  mahitsizoro
Partie du discours  2  nom
Mots élémentaires  3  mahitsy, zoro
Explications en malgache  4  [1.1] Velarana misy lafy efatra sy zoro mahitsy efatra
Explications en français  5  [1.13] rectangle
Exemples  6  [2.472#] Tokotany anatiny izy io, voafefy trano amin' ny lafiny efatra, manana endrika efajoro mahitsizoro tokony ho efapolo metatra ny lavany ary telopolo metatra ny sakany.
Tous les mots composés 
Vocabulaire  12  Mathématiques: géométrie

Anagrammes  13 mahitsizoro, 14 zoro mahitsy

Mis à jour le 2025/09/12