|
|
|
|

Teny iditra1  maivanina
Fototeny  2 maivana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao izay hahamaivana ny entana eny amin' ny olona iray, anesorana ny entana entiny: Maivano izy fa mampalahelo erỳ ny mahita azy tsindrian' entana [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08