|
|
|
|

Teny iditra1  majifa
Fototeny  2 jifa
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Lany tapitra, fongana: Loza lahy ilay saka ratsy iny! Nataony majifa ny laoka sisa tao am-bilany [1.1]
Kamban-teny rehetra  5 majifa ny fananana

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08