|
|
|
|

Teny iditra1  malaza
Fototeny  2 laza
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 fantatran'olona betsaka hatraiza hatraiza: Olo-malaza eto amin'ny faritany Ingahy Rabehevitra
5 Fiteny amin'ny tsara na amin'ny ratsy ny hoe "malaza", saingy raha tenenina momba ny ratsy izy, dia ampiana ny mpamaritra milaza toetra hoe ratsy: Malaza ratsy itỳ toerana eto Manakambahiny itỳ [1.1#563]
Fanazavàna teny anglisy  6 renowned; notorious [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 célèbre [1.3#395, 1.5]
8 renommé, fameux [1.3#395]
9 réputé, animé [1.5]
Ohatra  10  Iza no mpanoratra malaza fantatrao? [2.113#77]
11  Harriet Newell, Misionera malaza koa. [2.649#181]
12  Olona malaza tokoa Andrianampoinimerina. [2.332#100]
13  Izao kosa no kabary malaza nahatonga an'i Tsianolondroa. [2.298#85]
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
Mpanahaka  17  bevoninahitra, 18  iraytoazato, 19  manandaza, 20  mandehalaza, 21  manehoeho, 22  manetriketrika, 23  tsyleolaza
Kamban-teny rehetra  24  Fikambanana 15 amin' io teny io
Ohabolana  25  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  malaza, 26 zamala

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08