| Entrée | 1 malezolezo | 
| Radical | 2 lezolezo | 
| Partie du discours | 3 adjectif | 
| Explications en malgache | 4   Sady lava no manify [1.1] | 
| Explications en français | 5   qui est grand, mince et maigre [1.3#404] | 
| Exemples | 6   i Fandravaka kely kosa dia zaza malezolezo sady tsy ampy fivelomana ny ray aman-dreniny ka misaringo-borodamba.
[2.895#10] 7 Na angamba ny fisian' ilay firohotana malezolezo atao hoe Fanampiana amin' ny Fahavoazana Rehetra sy ny fomba fiasany no nametraka olana taminy. [1.369#] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |