|
|
|
|

Entrée1  mamahoaka
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  vahoaka
Explications en malgache  4  [1.1] Mamory olona vitsivitsy mba hiasa ary mamahana azy avy eo
Mametraka ho takatry ny vahoaka, mampiély amin' ny vahoaka: Anisan' ny fototry ny fandrosoana ny mamahoaka ny fampianarana
Explications en français  5  [1.3] Réunir un certain nombre de personnes, emprunter leur service en les nourrissant ou leur distribuant de la viande
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot mamahoaka

Mis à jour le 2025/09/12