| Entrée | 1 mamaritra | 
| Radical | 2 faritra | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Manisy tsipika manodidina, mamala, mamangitra: Mamaritra tanimboly Mametra: Ny tendrombohitra Bemaraha no mamaritra ny tanin' ny Sakalava aty atsinanana / Fa iza no mba hamaritra ny fahefako eto an-tokantranoko? [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to mark out, to set boundary lines, to set dimensions. [1.2] | 
| Exemples | 6   Ny lalàna no mamaritra izany.
[1.320#] 7 Ny toe-bola sy ny velaran-tany volena no mamaritra ny safidy. [2.117#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 12 mamari-body | 
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 14 mamaratry, 15 mamaritra, 16 mamiratra, 17 miramatra | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |