| Entrée | 1 mamesatra | 
| Radical | 2 vesatra | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Manome entana be lanja: Aza dia mamesatra olona foana Manototra: Tsy mety ny mamesatra hetra ny vahoaka fa mety hahasorena azy izany Manampy trotraka: Aza mandeha any aminy aloha sao dia mamesatra ny fahoriany ny fahitany anao [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Autres orthographes | 9 manavesatra | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |