| Entrée | 1 mamofompofona | 
| Radical | 2 fofompofona | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en anglais | 4   to smell rank, to be ill-flavoured, to stink. [1.2] | 
| Explications en français | 5   qui a une faible odeur agréable [1.196] | 
| Exemples | 6   mamofompofona Senegaly anie ialahy izany e!
[2.643] 7 Dia notsipahina tsikelikely araka izany koa ny lalàm-pitondrantena izay mbola mamofompofona fivavahana. [2.285] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |