|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mamokoka |
| Fototeny | 2 vokoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manao ohatra ny volantsinana, mandantsika, mampanjoko: Nisy olona namokoka ity rotsa-kazo
5 Manjoko, miforitra, miforigaigy: Namokoka azon' ny enta-mavesatra teny an-tsorony ilay Rangahy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be bent over with age, to be hunchbacked
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 courber, cintrer, arquer; se courber, être courbé, voûté, bossu
[1.3] 8 être courbé; être bossu [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 13 kamokamo, -kamokamo-, 14 komakoma, mamokoka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|