|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mamolaka
Fototeny  2 folaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manapaka fa tsy tangarana
5 Manazatra ny biby ho mora entina: Mamolaka omby
6 Mamoritra, mampilefitra: Mamola-damba [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to break but not clear off; to break to harness or for work, as a horse; to bring into subjection [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 rompre mais pas couper net; dompter [1.8]
Ohatra  9  Be torimaso loatra mantsy izy, ka hita fa mamolaka ny tenany fatratra vao mahafoha-tena. [2.332#]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  14  Fikambanana 5 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)15  mamolaka
Sokajin-teny  16  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  17 mioty katsaka [Sakalava] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08