| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 mamono masoandro | 
| Singan-teny | 2mamono, 3maso, 4andro | 
| Sokajin-teny | 5 kambanteny | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
6 ilazana ny olona miasa fatratra mandra-pilentiky ny masoandro [1.1] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
7 être occupé jusqu'au coucher du soleil [1.3] | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 | 
 |