| Entrée | 1 mamotsifotsy | 
| Radical | 2 fotsifotsy | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Manao tsinontsinona, manamavo, manimbazimba [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to disregard, to speak lightly of. [1.2] 6 to express disdain; to denigrate [1.7] | 
| Explications en français | 7   mépriser, dénigrer [1.8] | 
| Exemples | 8   Notantarain-drangahy tamin'izay ny fomban'ireo an-driamanjaka teo aloha, sy ny fomban'ireo mpivavaka vaovao izay mitady handrava ny fanjakana noho izy mamotsifotsy
[2.298#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |