| Entrée | 1 mampamangy | 
| Radical | 2 vangy | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mampitondra famangiana olona noho ny tsy fahafahan' ny tena mankany [1.1] | 
| Explications en français | 5   envoyer des compliments [1.3#442] | 
| Exemples | 6   tonga eto amin'ny taninao ny ira-dRanavalomanjaka, koa milaza aminao ny fahatongavana, dia mampamangy anao.
[2.366#] 7 Ny Kristiana rehetra eto Madagaskara dia mampamangy anareo rehetra izay eo aminy Kraistra, fa ao aminy ny mpihavana, fa dia mifanalavitra aza, dia tafatambatra ho iray. [2.649#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Anagrammes | 12 mampamangy, 13 mampaminga | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |