Entrée | 1 mampanahy |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 fanahy |
Exemples |
4 [2.4] Mba ilaina ihany angamba ny milaza, na dia mahasaikatra ahy aza izany, fa nampanahy ahy teo am-piandohana ny tsy haharahako ireo fianarana totovorika rehetra ireo.
5 [2.472] Tsy mampanahy anay anefa izany, matoky ny tetik' ady sy ny fahaizan-dRamora izahay. |
Morphologie |
|
Proverbes | 9 Proverbes contenant le mot mampanahy |
Anagrammes | 10 mampanahy, 11 mampihana, 12 manampiha, 13 mpanahamy |
Mis à jour le 2025/09/10 |
![]() |