Entrée | 1 mampandeha |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 leha |
Explications en français |
4 [1.13] faire fonctionner |
Exemples |
5 [2.59#] ary dia mampandeha ny olona hanao ny marina, mba tsy haha diso azy;
6 [2.503#] Ny fiarakodia hamonjen-danonana sy ny solitany mampandeha azy : avy any ivelany. 7 [1.437#] Nolazain' Andrianaly fa ny menaka no mahalefaka ny tangena sy malaky mampandeha ny hoditr' akoho. |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |