|
|
|
|

Entrée1  mampandroso
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  roso
Explications en français  4  [1.13] faire fructifier, faire progresser
Exemples  5  [2.285#] Fanabeazana mampandroso ny sivilizasionina malagasy (Fety Miehel.
6  [1.123#] ary tsy mahasoa ny ankizy ny mifindrafindra fianaràna mandra-kariva, fa tsy mampandroso ny fahaizany izany.
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Mis à jour le 2025/09/12