|
|
|
|

Teny iditra1 mampiantso
Fototeny  2antso
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  4 [1.3#57]
Ohatra  5 Nampiantso sy mampiditra ny manamboninahitra [2.928#2]
6 Koa raha misy fifanolanana ao an-tanàna dia mampiantso ny roa tonta ny Filoha. [2.606]
7 Tsy maninona ary, hoy izy, fa rahefa tonga any Antananarivo aho mampiantso an' ialahy. [2.643]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12 mampiantso, 13 mañampitso, 14 Manampotsy, 15 mpanatsimo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12