Entrée | 1 mampifanaraka |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 araka |
Explications en malgache |
4 [1.13] mampihavana, mampifandray |
Explications en français |
5 [1.13] concilier, accorder |
Exemples |
6 [2.5#] Saingy ny «fandrosoana» sy ny fivavahana tsy manaiky intsony ny fanambadiana hatao fanandramana, ary anjaran' ny olombelona ny mampifanaraka ny fiainany hivoatra araka ny toe-javatra misy.
|
Morphologie |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |