|
|
|
|

Entrée1  mampifoha
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  foha
Exemples  4  [2.996#] ary izy roa dia samy entiko mampifoha ny sainareo mahitsy hitadidy tsara
5  Nihabetsaka ny fiarakodia nandalo ary nihamaro olona ny zaridaina, ka izay no nampifoha ahy.
6  [1.353#] ny tenin' ny Bara hoe mamadika dia mitovy amin'ny hoe mampifoha ny mihohoka
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :

Anagrammes  10 mampifoha, 11 mampihafo

Mis à jour le 2025/07/29