|
|
|
|

Teny iditra1 mampiriotra
Fototeny  2riotra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 mampihazakazaka
manainga, mampisavorovoro [2.313]
Ohatra  5 mampiriotra ny mpitaingin-tsoavaliny; [2.996]
6 ry rivotra, sarotim-panina ka manai-bovoka mandry, mampiriotra fako mifitsaka. [1.298]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12