| Entrée | 1 mampisaina | 
| Radical | 2 saina | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Exemples | 4   Tahaka ny kilalao, satria tsy mifototra amin'ny tena zavatra: nefa ahitany hevitra tsy nampoizina, ka mampisaina tampoka an'izay mihaino.
[2.298#] 5 Tsy fiasana ampitana na andraisana fahalalana fotsiny izy, fa fitaovana entina misaina sy mampisaina, entina mieritre-ritra sy mampieritreritra. [2.356#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/10/07 |   |