|
|
|
|

Teny iditra1 mampisavilivily
Fototeny  2savilivily
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4 Mitsipatsipaka ny soavaly raha fahezina lasely nefa hain' i Lidy ery ny mampitsefotsefotra ny molony sy mampisavilivily ny tady hoditra hamatorana ireo biby. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29