| Entrée | 1 mampitombo | 
| Radical | 2 tombo | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   [1.1] 5 manitatra [1.13] | 
| Explications en anglais | 6   ny mampitombo : multiplication [1.7] | 
| Explications en français | 7   ny mampitombo: la multiplication [1.8] 8 multiplier, augmenter [1.13] | 
| Exemples | 9   Fanjakana miaro sy mampitombo ny fananana.
[2.508#] 10 mampitombo sy manamafy ny taolana, hono ireo. [2.117#] 11 Ny hafanana mampitombo ny herin' ny faka hifoka likoida; [1.357#] 12 Na izany aza dia mbola notsinian' ny manam-pahefana ho mampitombo be izahay. [1.369#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 16 3 combinaisons de ce mot | 
| Analogues | 17 manitatra, manabe voho, manao be filaza, manao laza masaka, manao filazan-dramitraho, manao lazam-balala, manao tera-bao filaza, manao kitsanitsany, manao laza rezatra, manao laza habobo, milaza valamaty, matavy filaza, masadroatelo | 
| Proverbes | 18 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |