|
|
|
|

Teny iditra1 mampitsahatra
Fototeny  2tsahatra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4 Ranonoram-baratra tsy ahitana ny asa atao mihitsy angaha no mba nampitsahatra. [2.472]
5 saika hovalahy nana-menakely ka Andrianampoinimerina vao nampitsahatra azy. [2.48]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29