|
|
|
|

Entrée1  manabontsina
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  bontsina
Explications en malgache  4  [1.1] Mampizihitra, manao izay hahafeno rivotra: Manabontsina kodiaram-bisikilety
Mamporisika hanao asa iray, mitarika, mitaona, mamoky: Tsy misy afatsy Rakoto no nanabontsina ny mpianatra himenomenona
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :

Mis à jour le 2025/09/12