Entrée | 1 manafatrafatra |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 afatrafatra |
Explications en anglais |
4 [1.2] to speak forcibly, to declare earnestly [Provincial]
|
Exemples |
5 [2.357#] Dia manafatrafatra azy mba hijerijery an-dRamatoa araka izay azony atao, indrindra amin' izao fahoriana mangidy izay mihatra aminy izao.
6 [2.470#] Nony tapitra ny fotoana, sady manala ny akanjo fotsiny sy ny misolo amin' ilay tsotra nentiny ity Silamolahy, no manafatrafatra azy mivady hoe: -"Aza matahotra ianareo" |
Morphologie |
|
Proverbes | 11 Proverbes contenant le mot manafatrafatra |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |