| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra (1/2) | 1 manahaka | 
| Fototeny | 2hahaka | 
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
4 [mañahaka]
 manofa (vary, kafe, ets) [Tanala]
 [1.78] 5 Manely, manaparitaka: Iza no nanahaka ireto poti-taratasy ireto? Mahavery dia, mampihaha-kevitra: Tiany erỳ io kilalao io fa manahaka ny sainy, hono Manala baraka, manaratsy: Raha nieritreritra ianao, tsy tokony ho nanahaka ny tokantranontsika [1.1]  | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
6 to scatter, to disperse [1.7] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
7 disperser, éparpiller [1.8] | 
| Ohatra | 
8 Mangina ny tany, ny zava-drehetra Toa tony dia tony manahaka izany!
[2.285#] 
 | 
| Haiendriteny | 
  | 
| Tovy hevitra | 13mañakake | 
| Teny iditra (2/2) | 14 manahaka | 
| Fototeny | 15tahaka | 
| Sokajin-teny | 16 matoantenin' ny mpanao | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
17 Mitovy (endrika, toetra amy...): Manahaka andreniny itỳ zaza itỳ fa tsy manahaka an-drainy [1.1] | 
| Haiendriteny | 
  | 
| Kamban-teny rehetra | 22teny manahapeo | 
| Fivaditsoratra | 23 kamahana, 24 manahaka | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 | 
 |