|
|
|
|

Teny iditra1 manaingo
Fototeny  2haingo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manisy haingo, mandravaka, mandrenty: Iza no nanaingo ny vavahady? [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 amingano, 10 amongany, 11 manaingo, 12 manionga, 13 miangano, 14 miangòna, miangona, 15 miongàna, miongana, 16 mongaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03