Entrée | 1 manamaina |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 maina |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mahatonga ho maina: Ny hafanan' ny andro fotsiny dia manamaina lamba Mandritra, mahatankina: Nanamaina ny matsabory ny hainandro |
Explications en anglais |
5 [1.7] to dry |
Explications en français |
6 [1.8] faire sécher, dessécher |
Exemples |
7 [2.508#] Miasà hananana, hoy izy, fa tsy manamaina.
8 [2.117#] Ny hafanana sy ny setroka no manamaina azy. |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |