|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manam-pahefana |
| Singan-teny | 2manana, 3fahefana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny frantsay |
5autorité, personnage officiel.
[1.5] |
| Ohatra |
6 Hafahafa izany tantaran' ialahy izany, ka hangataka ora amin' ny manampahefana ambony aho.
[2.472]
7 Toa tsy manampahefana amin-janany intsony Ramatoa Rasoa, niatomboka tamin' izay. [2.470] |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|