Entrée | 1 manampatra |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 ampatra |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mampiasa tsy am-pisalasalana sady feno fanaranam-po: Nanampatra ny herin-tsandriny tamin' ilay zaza kely tsy ampy folo taona akory izy Manao araka izay tratra, araka izay tiana: Saingy mba efa navelan' ny dokotera hihinana ventin-kanina Rabe ka dia efa nanampatra erý Mampiseho am-pieboeboana, mirehareha: Nanampatra ny harenany marina izy tamin' ny fanambadian' ny zanany ~ Nanamparany ny fahaizany teo izahay nandritra ny adiny roa |
Explications en anglais |
5 [1.2] to stretch out the limbs. 6 [1.7] to stretch out; to extend |
Explications en français |
7 [1.3, 1.8] étendre; allonger 8 [1.3] déployer, montrer: Hanampatra ny hatezerany amin' ny mpanota Andriamanitra (Dieu déployra sa colère contre les pêcheurs) |
Exemples |
9 [2.996#] fa ny adala kosa manampatra ny hadalany.
|
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot manampatra |
Anagrammes | 16 manampatra, 17 mpanamatra |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |