| Entrée | 1 manampy trotraka | 
| Mots élémentaires | 2 manampy, 3 trotraka | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Exemples | 5   ny fanomezam-boninahitra ny razana araka ny fomban-tany nanampy trotraka ihany koa.
[2.470] 6 nanampy trotraka izany koa ny faharaisako taratasy tamin' i Neny nilaza ny fikasany hivarotra ny iray amin' ireo tanin-kafenay any ambany. [2.471] | 
| Mis à jour le 2025/07/29 |   |