| Entrée | 1 mananatra | 
| Radical | 2 anatra | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Manao na manipy torohevitra, manoro izay tokony hatao: Isan-kariva i dadabe fahizay tsy tapaka nananatra anay Manao hafatrafatra: Talohan' ny hiainganay, dia nananatra mafy i dada sy i neny Mitezitra, mandevilevy: Nanao kitoatoa ise ka tsy maintsy mananatra anise toy izao aho [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to advise; to rebuke [1.2, 1.7] 6 to warn, to admonish, to chastise. In the provinces it means to teach. [1.2] | 
| Explications en français | 7   conseiller [1.8] | 
| Exemples | 8   Raha mananatra ny adala dia ny lambany no ariany;
[2.69#] 9 Sady mananatra anareo aho No mananatra ny tenako! [1.437#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Proverbes | 14 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 15 mananatra, 16 manantara, 17 manatràna, manatrana, 18 marantana | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |