| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 manangan-jaza | 
| Singan-teny | 2manangana, 3zaza | 
| Sokajin-teny | 4 kambanteny | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
5 milaza ampahibemaso na eo amin' ny fanjakana fa io zaza io dia ho anisan' ny handova azy; milaza ary manoratra amin' ny bokim-panjakana na mampiseho eo anatrehan' ny fokonolona fa Ranona dia zanahina ka mahazo mandova ny fananan' ny tena [1.1] | 
| Ohatra | 
6  ... raha mananganjaza na manary zaza manome volatsivaky
[2.48] 
 | 
| Tohi-kevitra | 7manalan-jaza, manary zaza | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 | 
 |